miaraha antsika rehetra indray eh

09/24,2007 | Ankapobeny

Eh tsy de misy ambara firy moa fa tsy dia mahazatra ahy fotsony ny miditra eto @ blaogy eto. fa raha ny blaogy fidirako matetika dia http://fanjagasy4ever.skyrock.com ka raha toa misy ireo namana mametraka tsikera ho valiana nefa tsy voavaliko dia miala tsiny e!!


miarahaba anao ny tenako hoe!!

02/09,2007 | Ankapobeny

Aino
dia faly izany aloha mametraka sary kely eto @ blaogy indray ko!!
ela ela ihany manko izay.


ny momba ahy kely!!

12/01,2006 | Ankapobeny

Izaho dia olona tsotra tsy manavakavaka, mahay mifandray @olona.

somary be indra fo @namana, tia namana.

tsy dia misy ambara firy aloha fa izhao tsy dia pandalo teto @blog fa izao vao mitsiditsidika!!

raha toaka moa tianao ny hifanerasera aminko dia indro ny email [email protected], tsy mifidy hiresahana na lehibe na kely na lahy na vavy. dia mandray @ fo faly sy mirana.

ny tena tiako moa dia ho pinamana hifampizara ny dinidinika eto @ izao tontolo izao, ary mifanohana sy mifanakalo hevitra.

tsy tia olona be fihalonana, pamitaka, sns...

izaho tia manaja ary mba tiako koa raha manaja ahy!! tsy dia misy hakaotra izay moa fa miresaka eo ihany.

 


Tonga soa Aino!

06/15,2006 | Ankapobeny

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.